Aller au contenu

Fiteny fijiana

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 2 Mey 2024 à 15:45 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara) (Fiteny aostrôneziana ampiasaina any Fijy)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)

Ny fiteny fijiana dia fiteny ao amin' ny fianakaviam-piteny aostrôneziana, ao amin' ny vondrom-piteny malaiô-pôlineziana atsinanana ary ny marimarina kokoa ao amin' ny fiteny ôseanika (zana-bondron' ny fiteny fijiana atsinanana). Ampiasaina any Fijy izy io, izay iray amin' ny fiteny ôfisialy hatramin' ny taona 1997, miaraka amin' ny fiteny hindy fijiana sy ny fiteny anglisy.