Aller au contenu

Guilin

Avy amin'i Wikipedia

Guilin (桂林 ; pinyin : Guìlín ; ny ala osmanthus dia tanàna ao amin'ny faritany mizaka-tenan'i Guangxi, any Sina. Izy dia eo amoron'ny renivano Li. Ny anarany dia avy amin'ny osmanthus, hazo maniry eo anelanelan'ny renirano sy ny vohitra.

Ny renirano Li

Ny tanànan'i Guilin dia natsangana tamin'ny dinastia Qin roa arivo taona lasa izay, Guilin dia anisan'ny vangiana ary anisan'ny malaza indrindra ao amin'ny faritanin'i Guangxi ; sady Guilin no renivohiny taloha.

Ny velarantanin'ilay tanàna dia misy 2 000 km2 ary miisa 6 hetsy mponina. Nisy hetsiky ny anton'ny fifanoherana nitranga tao tamin'ny 1989.

Panorana an'i Guilin

Rohy ivelany

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.