Jakôba
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Jakoba)
Ny anarana hoe Jakôba dia anarana be mpitondra. Ao amin' ny Baiboly dia maro ny olona antsoina hoe Jakôba.
Ao amin' ny Testamenta Taloha:
Ao amin' ny Testamenta Vaovao:
- Jakôba zanak' i Alfeo izay atao hoe koa Jakôba Zandriny na Jakôba Kely
- Jakôba zanak' i Zebedio izay atao hoe koa Jakôba Zokiny na Jakôba Lehibe
- Jakôba ilay Marina
Hafohezina amin' ny hoe Jakôba koa ny Epistily nosoratan' i Jakôba.