Hrodna
Apparence
53°41′N 23°50′E / 53.683°N 23.833°E
Hrodna | ||
Velarantany | 142 km2 | |
Isam-ponina | 370,919 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Belarosia | |
Faritany | NC | |
Faritra | NC |
I Hrodna (belarosiana Гродна - Hrodna; Poloney: Grodno, Litoanianina: Gardinas) dia tanàna ao Belarosia izay misy mponina 370.919 eo ho eo. Eo amin’ny Memel (Nyemen) no misy azy io, eo akaikin’ny sisin-tany telozoro miaraka amin’i Polonia sy Litoania.
Nanomboka tamin’ny 1919 ka hatramin’ny 1939, dia an’i Polonina i Hrodna ary nanana mponina maro an’isa miteny poloney. Noho ny fifindran'i Polonina miankandrefana nampiharin'i Stalin, dia nianjera tamin'ny Firaisana Sovietika ilay tanàna
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Hrodna |